• Sabotsy 23 Febroary 2013
Actualités.ADER Lavin’ny Ministeran’ny angovo ny “Ordonnateur” vaovao

Mitohy indray ny tantara ao amin’ny ADER, antokon-draharaha misahana ny famatsiana herinaratra eny ambanivolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2013
Actualités.TELMA Amidy 500 tapitrisa dolara ?

Fampitam-baovao avy any ivelany tamin’ny talata 19 febroary 2013 teo no nahitana tamin’ny aterineto (www.businessweek.com) fa misy eritreritra ny amin’ny hivarotana ny mpandraharaha amin’ny resaka telefaonina sy fifandraisan-davitra Telma, any ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Febroary 2013
Actualités.ADER Tery vay manta hiarovana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana

Raharaha tsy mety vita ny ao amin’ny ADER na Agence de Développement de l'Electrification Rurale. Manao tery vay manta hanendrena «ordonnateur» vaovao indray ny fitondrana omaly na dia mandika ny lalàna mifehy ity antokon-draharaha ity aza izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Febroary 2013
Actualités.Misavorovoro ao Antsirabe Mpanao gazety roa LP, Sefo Fokontany iray MD

An-dranomaso no nisarahan’ny Fokonolona sy ny lehiben’ny Fokontany Ampatana Antsirabe ny harivan’ny talata 19 Febroary (omaly) tao amin’ny lapan’ny fitsarana Antsirabe noho ny raharaha Ranovisy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2013
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Tratry ny krizy koa

Nampahafantatra ny asa vitany ny taona 2012 tamin’ny mpanao gazety ny Birao mahaleotena momba ny ady amin’ny kolikoly (Bianco) Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT