Actualités

Onjam-peo Misy mampiasa maridrefin’ny Radio MADA


  • Sabotsy 23 Febroary 2013


 Tototry ny antso an-telefaonin’ny namana sy tapaka ary olom-pantatra izahay mpiasa tao amin’ny Radio Mada FM 100.8 efa ho fotoana naharitraritra ihany izao, izay nilaza fa efa ahenoana fandaharana mandeha sy hirahira samihafa ao amin’io maridrefy FM 100.8 Mhz io. Niezaka nifampiantso ny rehetra ary samy nanamarina ny antso voaray ary dia samy naheno avokoa fa tena andrenesana fandaharana samihafa ao amin’io maridrefy io saingy tsy ny fandaharan’ny Radio MADA tena tompony no heno ao fa fandaharana fenon’ny radio tsy miankina malaza eto an-drenivohitra izay efa ela niasa ary mahalala lalàna indrindra satria tsy tapaka ny mivoy an’izany amin’ireo fandaharana samihafa atolony. Nahazo alalana tamin’ny OMERT ve ity onjam-peo ity amin’izao fampiasany ny onjam-peo nakaton’ny fitondrana FAT niofo ho tetezamita iraisana izao ? Ny fanontaniana mipetraka anefa dia hoe : tena ao marina sy tena miasa marina ve ity sampandraharaha mpanara-maso ny fampiasana onjam-peo na OMERT ity sa nisy fanomezan-dalana hanokatra onjam-peo indray izao ?

Ntsoavina Evariste 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT