Actualités

Ady amin’ny kolikoly Tratry ny krizy koa


  • Talata 19 Febroary 2013

Nampahafantatra ny asa vitany ny taona 2012 tamin’ny mpanao gazety ny Birao mahaleotena momba ny ady amin’ny kolikoly (Bianco) Toamasina.

 Nambaran’ny Kly Rabenarisoa Emile talem-paritanin’ny Bianco Toamasina fa “vokatry ny krizy politika eto amintsika dia nisy fiantraikany tamin’ny ady natao mikasika ny kolikoly sy ny fitarainana voaray izany”. Nomarihan’ity kolonely ity hatrany fa teo ny tsy fisian’ny fiaraha-miombon’antoka tamin’ireo mpamatsy ara-bola, teo koa ny fampihodinana ny mpiasan’ny Bianco, ary teo indrindra ny tahotry ny vahoaka mitaraina satria olona ambony manana ny maha izy azy avokoa ireo lasa mpanao kolikoly. Raha ny taona 2012 lasa iny dia nihena ny fitarainana voarain’ny Bianco Toamasina. Niisa 734 izany (754 ny 2011) ka ny 108 (144 ny 2011) ihany no nanaovana fanadihadiana, ny 69 tamin’izay ihany anefa no tena voasahana izay nahavitana antontan-taratasin’ady ny 29 ka nahasamborana olona voarohirohy niisa 36, ka ny 07 (23 ny 2011) ihany no nohazonin’ny fitsarana am-ponja vonjimaika.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT