• Alakamisy 12 Jolay 2012
Actualités.Vola navoaka tao amin’ny SPAT Ny marina mikasika ilay 12 miliara Ariary

Nokobokobonin’ny marina ny teo anivon’ny seranantsambon’i Toamasina (SPAT), nosoloin’Atoa Ranaivojaona Samuel, talen’ny fampandrosoana sy ny primatiora lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany (VP.DAT), nosoloin-tenan’Atoa Randrianasoloarimina Tiana, tale jeneralin’ny fitsinjaram-pahefana, mikasika ny vola navoakan’ny SPAT araka ny “baiko midina” avy amin’ny mpitondra ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Ambohijatovo Atsimo May ny 4x4 an’ny ministeran’ny fampianarana

Nirehitra teo amoron-dalana, mifanolotra amin’ny rindrimbato misy ny tranon’ny minisitry ny fampianarana Manoro Régis, eny Ambohijatovo Atsimo, ny fiara tsy mataho-dalana iray, marika Toyota.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Hopitaly HJRA Nisy andian’olona nokaramaina nanakorontana

Raikitra indray ny fanakaramana mpanakorontana sy besandry. Tao amin’ny hopitaly HJRA izay toerana fitokonan’ny Paramed sy ny dokotera no nisehoan’izany omaly alatsinainy 09 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Antontanisa marina sy ara-potoana Andrin’ny politika ara-toekarena sy ara-barotra

Manan-danja lehibe eo amin’ny sehatra ara-barotra sy ny tontolo ara-toekarena amin’ny ankapobeny ny fifehezana ny antontanisa sy tarehimarika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Actualités.Oniversite Ankatso Hiakatra avo 2 heny ny saram-pisoratana anarana

Tapitra tamin’ny alatsinainy 09 jolay lasa teo ny fe-potoana nomen’ny mpianatra handaminan’ny fanjakana ny olan’ny oniversite.

Hamaky ny tohiny
FTT