• Zoma 17 Aogositra 2012
Actualités.Beriziky Jean Omer Hanohy ny fanadihadiana momba ny “bois de rose”

Nilaza ny heviny momba ireo raharaha mafampana eto amin’ny firenena, omaly, ny praiminisitra Beriziky Jean Omer, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny Carlton, nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny fifindra-monina ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2012
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Hihazo ny ministeran’ny vola ny Telo tonta anio

Ho eny amin'ny Ministeran’ny fitantanam-bola sy ny tetibola eny Antaninarenina ny Mpampianatra Mpikaroka sy ny Mpandraharaha ary ny Mpianatra anio maraina amin'ny 9 ora, araka ny fampitaom-baovao nataon’ny filohan’ny SECES Sampana Antananarivo, Razafimahefa Reine.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2012
Actualités.Rakotovao Vyvato, minisitra teo aloha Dosie maro hadihadian’ny Bianco momba azy

Misy raharaha telo izay samy goavana momba ny fitantanan-dRakotovao Vyvato tao amin’ny Ministeran’ny fambolena fony izy minisitra no anaovan’ny Bianco fanadihadiana lalina amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Tsy milamina mihitsy e !

Rehefa tena nodinihana lalina ny zava-misy eto Madagasikara dia hita fa misimisy ihany ny tsy manaraka ny lojika sy tsy mandeha araka ny tokony ho izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2012
Actualités.CEPE 2012 Nadika tamin’ny tabilao ny valim-panadinana ?

Folo andro aty aorian’ny nahavitan’ny fanadinana CEPE notontosaina ny 7 aogositra 2012 dia manao ranolava ny tsikera sy fanamarihana voaray manodidina ny fanomanana sy ny fanatanterahana azy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2012
Actualités.Dinikasa tany Antsiranana Delestazy sy ny tsy fandriampahalemana no nibahana

Nivadika ho dinikasa ny filankevitry ny Governemanta voalohany misintaka ny renivohitra nokasaina hatao tany Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
FTT