• Talata 21 Aogositra 2012
Actualités.Amido Sabity Matahotra fifidianana ireo mivoy ny resaka “Ni… Ni”

Ny antoko Maitso Hasin’i Madagasikara dia tsy ao anatin’ny fitondrana tetezamita satria nametra-pialana tsy ho CST ny filohanay Rtoa Sarah Georget Rabearisoa, hoy Atoa Amido Sabity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2012
Actualités.Be galona nahazo seza Miasa ho an’iza marina ?

Tsy tonga teo amin’ny fitondrana i Andry Rajoelina raha tsy nanampy azy ny miaramila. Nisy karazany moa ny endrik’io fanampiana io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2012
Actualités.Tapaka teny Mahazoarivo Haato vonjimaika ny fampiakarana vidin-tsolika

Noho ny fiakaran’ny vidin-tsolika nampiharin’ny tobin-datsantsy Total, izay nihatra tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, dia namory ny tompon’andraikitra voakasikan’izany ny Praiminisitra Jean Omer Beriziky, teny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo omaly alatsinainy 20 aogositra 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2012
Actualités.«Casier judiciaire» an-dRavalomanana Tsy azo avoaka intsony

Anisan’ireo tsy mampitovy hevitra ny filoha Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT ny andininy faha-20 ao amin’ny tondrozotra mamaritra fa mahazo mody tsy misy fepetra ireo sesitany politika rehetra, ao anatin’izany i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2012
Actualités.Andralanitra Nisy nanafika ny tobin-dry Mompera Pedro

Nitrangana fanafihana mitam-basy teny amin’ny Toby Akamasoa Andralanitra, tantanan’ny mompera Pedro OPK ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy vao mangiran-dratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2012
Actualités.“Vary Mora”-n’ny FAT Navela ho lo fotsiny toy izay ho an’ny Malagasy

Lo sy simba fotsiny eo anivon’ny magazain’ny seranantsambon’i Toamasina fotsiny ireo “vary mora” milanja 21.005 taonina sy 350kg nohafaran’ny fanjakana Malagasy avy any Azia tao anatin’ny fandaharan’asan’Atoa Rajoelina nandritra ny fotoana nahalafo ny vidim-bary teny an-tsena ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT