Actualités

Fetin’ny asa 1 mey Ady amin’ny fampakaran-karama ny an’ny Gasy


  • Alakamisy 02 Mey 2013


 Raha fitakiana ny hampidinana ny ora fiasana ho adiny 8 isan’andro no niandohan’ny hetsik’ireo mpiasa tamin’ireo orinasa amerikanina maro tamin’ny faramparan’ny taon-jato faha-19, izay nanao fitokonana faobe tamin’ny andron’ny 1 mey 1886 dia toa mifanohitra amin’izany tanteraka ny zava-misy eto amintsika amin’ny ankapobeny. Saika fanitarana ora fiasana mantsy no hita teto an-drenivohitr’i Madagasikara ho an’ireo tanora Malagasy miasa amin’ny Karana sy Sinoa mpivarotra indrindra indrindra ary be ireo mitaraina fa tsy mahazo ny tambiny akory ao anatin’izany. Ireo eny amin’ny orinasa afaka haba indray dia ireo mpiasa mihitsy matetika no mitady fanampin’ora hiasana sitrany ahay mba ho vaza-mihetsika amin’izao vidim-piainana tsy mitsaha-miakatra izao. Raha ny marina dia tokony ho nanomboka omaly 1 mey ny fitakian’ny mpiasa Malagasy tsy an-kanavaka ny fampiakarana karama mba hifanahantsahana amin’ny karaman’ireo tompon’andraiki-panjakana ambony efa tsy takatry ny saina ny haavon’ny azy ireo.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT