Actualités

01 mey tao Toamasina Niasa ny ZA.MA, nifitsaka ireo sendika


  • Alakamisy 02 Mey 2013

01 mey tao Toamasina Niasa ny ZA.MA, nifitsaka ireo sendika

 Fanadiovana ny kianja monisipalin’i Toamasina no nentin’ny fikambanana ZA.MA na Zanak’i Madagasikara nanamarika ny fetin’ny asa omaly, araka ny fangahatan’ny “Talenta akademia” sy ireo mpitia baolina kitra ao an-toerana. Nanao rodobe namboly voninkazo sy nanatsara ny tokotanin’ny CEG Augagneur ireo mpikambana maro izay tanora avokoa ny ankamaroany. Nambaran’ny mpandrindra nasionaly, Ralambosolo Solofoniaina, fa “mpandray andraikitra ny ZAMA ary mitaiza ny tanora mba ho tia tontolo iainana mahafinaritra, satria miankina amin’io ny hoavin’izao tontolo izao, anisan’izany isika eto Madagasikara”. Ankoatra izay, tsy hita kosa ireo sendikalista nameno tanàna tao Toamasina omaly. Samy nangina sy nilentika izy rehetra amin’ny fotoana tokony hitenenany.

Rakoutou 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT