- Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Fipoahan-javatra mahery vaika Zaza roa naratra mafy, iray miady amin’ny fahafatesana
Zazalahy roa mpinamana no naratra mafy tao Tanamakoa Toamasina, nipoahan’ny zavatra nolalaovin’izy ireo omaly tokony ho tamin’ny 9ora sy sasany maraina. Raha ny fanazavan’ireo mponina manodidina ilay fipoahana dia zavatra narehitr’izy roalahy ity nipoaka mafy ity.
Hamaky ny tohiny