• Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Nelson Mandela Feno 95 taona ao amin’ny hopitalin’i Pretoria

Andro manokana ho an’i Nelson Mandela ity 18 jolay ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Actualités.Banky BNI Manao ezaka amin’ny fampindramam-bola

Nanomboka ny 15 jolay teo dia manao fampahatsiahivana ireo tolotra momba ny fampindramam-bola ao aminy ny banky BNI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Actualités.Fanadinana CEPE Ny lazaolana no tena olan’ireo mpiadina

Ny lazaolana na ny “problème” tamin’ny ankapobeny no tena olan’ireo mpiadina niatrika ny fanadinana CEPE teto an-drenivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Actualités.Magro Behoririka Andry Rajoelina no tsy hampisy fifidianana

Fandalinana ny fahitany ny raharaham-pirenena nandritra ny herinandro mahery izay no nentin’ny CT Randriamamizafy Ignace tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Miaka-midina ny tosidrà.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Actualités.Tsatok’antsy, tifi-basy Tsy milamina i Toamasina, mitaintain-dava ny vahoaka

Tsy misy andro tsy ahenoana vono olona amin’ny tsatok’antsy sy tifi-basy ao Toamasina. Tao anatin’ny herinandro dia efa tranga telo sahady no niseho, dia ilay ramatoa mpampianatra 48 taona eo anivon’ny sekoly tsy miankina “Les Primeveres” sy ilay mpitondra posy ary ilay mpiasan’ny “Sharon Hotel”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Actualités.Valim-panadinana CEPE 2013 Hivoaka amin’ny faran’ny herinandro ny eto an-drenivohitra

Tanteraka omaly teto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny fanadinam-panjakana voalohany na ny CEPE tamin’ity taona 2013 ity. Raha ny vaovao re manerana ny Nosy dia nizotra tamim-pilaminana ny fiatrehan’ireo kilonga 9 hatramin’ny 11 taona ny tontolo andron’ny talata 16 jolay.

Hamaky ny tohiny
FTT