Actualités

Nelson Mandela Feno 95 taona ao amin’ny hopitalin’i Pretoria


  • Alakamisy 18 Jolay 2013

Andro manokana ho an’i Nelson Mandela ity 18 jolay ity.

 Mitsingerina anio mantsy ny taona nahaterahany. Teraka tamin’ny 18 jolay 1918 ny lehilahy. Feno 95 taona i Madiba ankehitriny. Marary ao amin’ny hopitalin’i Pretoria efa hatramin’ny 22 jona 2013 teo anefa izy, ary dia any amin’ny hopitaly itsaboana azy, araka izany, no hankalaza io tsingerin-taonany io.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT