Actualités

Banky BNI Manao ezaka amin’ny fampindramam-bola


  • Alarobia 17 Jolay 2013

Nanomboka ny 15 jolay teo dia manao fampahatsiahivana ireo tolotra momba ny fampindramam-bola ao aminy ny banky BNI.

Ho an’ ny olon-tsotra manana fidiram-bola ara-dalàna dia afaka mampindrana hatramin’ny 10 tapitrisa Ariary ity banky ity amin’ireo filàna andavanandro. Misy koa ny tolotra momba ny fividianana tany sy trano. Miankina amin’ny vola indramina sy ny fe-potoana famerenana no zanabola alaina. Latsaka 2% ny zanabola alainy ho an’ny mpiasam-panjakana mindram-bola.

 Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT