Actualités

Magro Behoririka Andry Rajoelina no tsy hampisy fifidianana


  • Alarobia 17 Jolay 2013

Fandalinana ny fahitany ny raharaham-pirenena nandritra ny herinandro mahery izay no nentin’ny CT Randriamamizafy Ignace tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Miaka-midina ny tosidrà.

Mamerina indray aho, hoy Randriamamizafy Ignace fa “raha mbola i Andry Rajoelina no mitondra dia tsy hisy fifidianana eo”. Notsiahiviny fa rehefa nakany ivelany i Andry Rajoelina dia nilaza i Laurent Fabius hoe : aleo ianao miandry amin’ny 2018 nefa vao tonga teto izy dia nandrotsaka ny filatsahan-kofidiany. Efa tetika ilay mody natao tara ny fandrotsahana filatsahan-kofidiana mba hanilihana an’i Neny Ravalomanana satria raha tena vonona i Andry Rajoelina dia nandrotsaka ny dosieny talohan’ny 28 aprily 2013. Izao indray, hoy ny CT Randriamamizafy Ignace, dia terena hamoaka didy hitsivolana ny fanjakana mba hanilihana kandida sy handrafetana CES vaovao nefa i Andry Rajoelina no tsy vonona hifaninana amin’ny fifidianana. Ampy izay kilalao izay, hoy ny CT Randriamamizafy Ignace, fa kandidà i Neny ary ho filoham-pirenena.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT