• Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Magro Behoririka Hanao fampisehoan-kery amin’ny sabotsy

Miomana hanao hetsika goavana ny ankolafy Ravalomanana amin’ny sabotsy 20 jolay izao. Tsy mbola nampahafantarina ny andinindininy sy ny mety ho endriky ny hetsika, fa ny hany fantatra hatreto dia ho ao amin’ny Magro Behoririka, toerana efa mahazatra azy ireo no ho ambohipihaonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Raharaham-pirenena Mila mifanaraka aloha ny «manam-basy»

Ny miaramila no olana amin’ny krizy eto Madagasikara ka raha tsy ireo no resy lahatra sy mifanatona dia tsy hisy zava-banona izany eto, hoy ny tompon’andraikitra iray izay niangavy ny tsy hotononina anarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Tiébilé Dramé Niala tsy ho kandida filoham-pirenena any Mali

Anarana tsy vaovao amin’ny Malagasy i Tiébilé Dramé.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Randrianjatovo Henri “Ny iraisam-pirenena no mitsipaka ny lalàna”

Nampahatsiahy ireo mpiara-mitolona aminy hiverenan’ny ara-dalàna tonga tetsy amin’ny Magro Behoririka Atoa Randrianjatovo Henri omaly fa ombieny ombieny ny iraisam-pirenena dia nanome toromarika hoe : “araho ny lalàna”, “ampiharo ny tondrozotra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Rasolofo René «Tsy fampiseho masoandro ny fanesorana CST nataon-dRajoelina»

Zavatra tsy fanao n’aiza n’aiza eran-tany sy tsy fampiseho masoandro no ataon’izao fitondrana tetezamita tarihan-dRajoelina izao ka nihatra taminay CST vitsivitsy teo aloha, hoy Atoa Rasolofo René, ary dia miendrika fanaovana halako bika tsy tiako tarehy tsotra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT