• Zoma 19 Jolay 2013
Actualités.Rakotondrasoa Tantely Nirina Be loatra ny mpanelanelana

«Be loatra ny mpanelanelana ka izay no tena mampitarazoka ny famahana ny krizy eto Madagasikara, satria samy manana ny fomba fijeriny avokoa ireo mpanelanelana na dia misy aza ny tenin-drazana manao hoe : « Ny hitsitokotokoan’ny lohany hananan-kevitra».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2013
Actualités.Betroka Nitokona ny mpitatitra, Kaominina maro nitoka-monina

Nanao hetsika firaisankina ireo mpitatitra ao Betroka omaly alakamisy 18 jolay manoloana ny ambaran’izy ireo fa antsojay ataon’ny zandary. Tsy nisy niasa izy ireo, fa nitokona tao Betroka tampon-tanàna. Saika ireo fiarabe mampitohy an’i Betroka amin’ireo Kaominina manodidina, sy mpitondra mpivarotra mitety tsena ireto nitokona ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2013
Actualités.Dahalo namono Karana Voasambotry ny polisy i Coco

Saron’ny polisy ny alarobia teo vao maraina be tao Andranomanitsy i Félicien na Coco rehefa nokarohina nandritra ny iray taona latsaka kely, rehefa nandositra taorian’ny namonoany sy ny namany dimilahy ilay Karana mpandraharaha, Piaraly Roger, tany Manja ny 30 aogositra 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2013
Actualités.Tsy nitsitsy ny FIP Jiolahy 4 maty voatifitra, basy 3 sy bala maro sarona

Nandriaka ny ra. Notanterahin’ny “Force d’Intervention de la Police” (FIP) ny voalazany amin’ny fametrahana ny filaminana ao Toamasina tampon-tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2013
Actualités.Zaza nitsoaka avy any Fianarantsoa Hita nitolefiky ny hanoanana tetsy Anosizato

Zazalahy kely 13 taona omaly no tazan’ny olona nitolefika tsy tafatsangana teo amin’ny tetezan’Anosizato ka niantsoan’ny mponina sy mpandalo mpamonjy voina nitondra azy nankeny amin’ny hopitaly Befelatanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.HCC Nanome rariny ny ankolafy Ravalomanana

Fotoam-bery fotsiny ny nandinihana sy nandaniana teny anivon’ny Parlemanta ilay lalàna 2013-004 itantanana ny fahabangan-toeran’ny filohan’ny tetezamita aorian’ny fametraham-pialany rehefa nirotsaka hofidiana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT