• Alatsinainy 22 Jolay 2013
Actualités.Mpanohana ny fehinkevitry ny FFKM Hamaky ny kianjan’Ambohijatovo

Miha manatona ny afovoan-tanàna hatrany ny hetsika tontosain’ireo mpanao fihetsiketsehana mitaky ny fanatontosana ny fampihavanana araka ny fehinkevitra tapaka nandritra ny fikaonandohan’ny FFKM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Jolay 2013
Actualités.Tsy nahazo fisotroan-dronono Sempotra ary maty tampoka ilay ramatoabe

Ramatoa iray, tokony ho 90 taona, no maty tampoka noho ny tsy fandraisany fisotroan-dronono ny alakamisy 18 jolay lasa teo. Raha ny vaovao azo tamin’ny fianakavian’ny maty dia voalaza fa niainga tao an-tokantranony toy ny fanaony ary handeha handray ny vola fisotroan-drononony ity ramatoabe ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Jolay 2013
Actualités.Minisitra Rakotoarisoa Florent Manakiana mivantana ny CENI-T

Ady tsy vita ny an’ny minisiteran’ny atitany sy ny CENI-T amin’ity resa-pifidianana ity. Nokianin’ny minisitry ny atitany, Rakotoarisoa Florent nivantana indray omaly ny CENI-T ho tsy nahavita namaritra tetiandrom-pifidianana nandritra ny fivoriambe nataony niaraka tamin’ny solontenan’ny Firenena Mikambana sy mpiara-miombon’antoka aminy, teny alarobia ny talata 16 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Jolay 2013
Actualités.Pro Ravalomanana Nifarana omaly ny hetsika famoran-jaza faobe notanterahiny

Nifarana omaly zoma rehefa naharitra roa andro ilay hetsika famoran-jaza faobe notanterahin'ny fikambana Pro Ravalomanana Madagasikara tarihin'ny filohany Rabary Allain. Ankizy an-jatony no nahazo tombontsoa tamin'izany izay nofaranan'ireo 50 isa mahery avy amin'ireo Fokontany miisa sivy manodidina an'Antaniavo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Jolay 2013
Actualités.Mompera voasoloky Nanjavona ny fanampiana avy any dilambato

Taranak’i Eva matihanina amin'ny asa fisandohana sy fisolokiana no nampitondra faisana indray ireo relijiozy tany amin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo sy amin’ny tapany atsimon’ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny
FTT