Actualités

Pro Ravalomanana Nifarana omaly ny hetsika famoran-jaza faobe notanterahiny


  • Sabotsy 20 Jolay 2013

Nifarana omaly zoma rehefa naharitra roa andro ilay hetsika famoran-jaza faobe notanterahin'ny fikambana Pro Ravalomanana Madagasikara tarihin'ny filohany Rabary Allain. Ankizy an-jatony no nahazo tombontsoa tamin'izany izay nofaranan'ireo 50 isa mahery avy amin'ireo Fokontany miisa sivy manodidina an'Antaniavo omaly.

Dokotera avy any Alasora manatanteraka famorana amin'ny fomba amerikanina no nanao ny fandidiana, izany hoe tsy misy ra raha niantohan'ny fikambanana kosa ny kilalao sy ny vatomamy ary ny bisikoitra natolotra ireo ankizy. Tanjona tamin’izao moa dia ny mba hahafahana manatanteraka ny fitondrana mandala ny soatoavina malagasy ankoatra ny fitsinjovana ny sosialim-bahoaka. Tamin'ny volana janoary 2013 no niorina teto Antananarivo ity fikambanana tsy manao politika ity. Efa misy sampana any Toamasina, Toliara, Antsiranana, Vohipeno ...

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT