• Talata 23 Jolay 2013
Actualités.Fanjakana anglisy Tera-dahy i Kate sy William

Ela niandrasana ka tonga tokoa. Naniry zaza ka tera-dahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2013
Actualités.Analakely-Behoririka Nanidy trano ny ankamaroan’ny mpivarotra

Nandeha ny feo fa dia misy andian’olona nikasa handroba, nanararaotra ny hetsika politika notarihin’ny antokoa Avotra ho an’ny Firenena, ka dia nanidy trano ny ankamaroan’ny mpivarotra teny Analakely hatrany Behoririka sy Tsiazotafo iny, omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2013
Actualités.Rév. Satrobory Tsy vahaolana ny herisetra

Fifanandrifian-javatra noho ny fikarakarana antontan-taratasy teny an-toerana no nandalovako teo amin’ny manodidina ny tsangambaton-dRalaimongo taloha nisian’ny hetsika kandidà iray omaly alatsinainy, hoy ny Rév. Satrobory, fa tsy nifanaraka velively tamin-dry zareo ny tenako hoe ho avy eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2013
Actualités.Toamasina Niakatra 23% ny taham-pahafahana CEPE

Omaly antoandro taorian’ny fivoriana nataon’ireo mpitsara ny fanadinana ny maraina no nivoaka ny valin’ny fanadinana CEPE 2013 ho an’i Toamasina I.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2013
Actualités.Ivontoeram-pirenena mikirakira ny antontanisa Fanoitra ho an’ny fampandrosoana

Natokan’ireo firenena manerana izao tontolo izao ho taona iraisam-pirenena ho an’ny antontanisa ny taona 2013.

Hamaky ny tohiny
FTT