• Alakamisy 25 Jolay 2013
Actualités.Seky sandoka tao amin’ny Trésor Mpiasan’ny Banky Foibe iray any am-ponja

Ramatoa iray mpiasan’ny Banky Foibe mitana ny andraikitry ny “agent de caisse” no any am-ponja miandry ny fitsarana azy noho ny raharaha fampiasana seky sandoka mitentina 1200 tapitrisa Ariary nitranga tamin’ny desambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2013
Actualités.Asa tanana Niampy iray ny ivontoeram-piofanana ireo vehivavy sahirana

Mba hahafahan'ireo Reny sahirana mananontena manatsara ny fidiram-bola eo anivon'ny tokantranony dia niampy iray indray ny ivontoerana hahafahana manofana azy ireny maimaimpoana izay miompana amin'ny resaka asa tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jolay 2013
Actualités.Kaominina Fianarantsoa Mitaky ny fialan’ny PDS Pety ny mpiasa

«Pety mpampijaly vahoaka, mialà ...». Io raha fehezina sy fintinina ny votoatin’ny fanambaran’ireo mpiasa an-jatony ao amin’ny fiadidiana ny tanànan’i Fianarantsoa Renivohitra, voalaza fa tsy naharay ny karamany efa ho 11 volana izao, mitaky ny fialan’ny PDS Pety Rakotoniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jolay 2013
Actualités.Fizarana ordinatera Be no nimenomenona tetsy Antanimena

Nandray andraikitra amin’ny fiarovana ny mpanjifa omaly ka nitondra vadintany teny Antanimena misy ny foiben’ny JK Group ny Tambajotra nasionaly ho fiarovana ny mpanjifa na ny RNDC (Réseau National pour la Défense des Consommateurs) notarihan-dRakotorova Rabetsara Lita filohany, nanamarina ny trangan-javatra marina tamina raharaha fifampivarotana nisy teo amin’ireo olona namandrika entana mialoha sy ity orinasa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT