• Zoma 05 Oktobra 2012
Actualités.Manoro Régis Hananatra ny mpampianatra sa hanarina ny sekolim-panjakana ?

Anisan’ny fanontaniana apetraky ny ankamaroan’ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra ao Amoron’i Mania izany nanomboka hatramin’ny alarobia teo izay nandrenesana fa ho avy hitety Cisco ao Amoron’i Mania ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Actualités.Mpianatra malagasy any Chine Miantso vonjy

Araka ireo vaovao tamin’ny alalan’ny mailaka sy tranonkalam-pifandraisana iraisam-pirenena nifanaovana tamin’ireo mpianatra Malagasy mandranto fianarana eo anivon’ireo oniversite sinoa, izay nohamarinina ihany koa tamin’ny fitarainana nalefan’izy ireo tamin’ny havany sy ny ray aman-dreniny ary ny namany koa, efa ho herintaona izao, dia tsy nandefa ny fanampiana 250 dolara na Ar.500.000 (dolara=Ar.2.000) ho azy ireo intsony ny fanjakana Malagasy amin’ny alalan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Actualités.Araben’ny fahaleovantena Analakely Tena lasa tokotanin’ny 4-Mi

Azo ambara, ho an’izay mandalo eny an-toerana, fa lasa tokotanin’ny 4-Mi ny eny amin’ny Araben’ny fahaleovantena etsy Analakely, indrindra rehefa harivariva ny andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Actualités.Fanisana ny mpifidy Miseho sahady ny ambadika isan-karazany

Miseholany sahady sahady ny ambadika samihafa amin’ilay fanisana ny mpifidy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Actualités.Force One II Natao varoboba no niafarany

Telo taona nitadiavana mpividy, izao vao re fa hoe hisy handray ihany ilay fiaramanidina manokana fitondrana ny filoham-pirenena Malagasy, fantatra amin’ny anarany hoe “Force One II”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Actualités.Jeneraly Richard Ravalomanana Deba vaovaon'ny ZP

Araka ny tapaka teo anivon'ny filankevitry ny minisitra omaly dia ny jeneraly Richard Ravalomanana indray manomboka izao no komandy ambonin'ny zandarimariam-pirenena, nasolo ny jeneraly Bruno Razafindrakoto

Hamaky ny tohiny
FTT