- Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Actualités.Ekipan’ny CENI teo aloha Namela trosa 3.400 tapitrisa Ar ho an’ny CENIT
“Mino aho sy ny minisitry ny atitany fa milamina ny olana sy ny disadisa ary ny lonilony, teo amin’ny CER sy ny CED ary ny lehiben’ny Distrika teo aloha”, hoy Rtoa Atallah Béatrice filohan’ny CENIT raha namarana ny fandaminana ny ady “mangatsiaka” teo amin’ny mpiasan’ny ministeran’ny atitany sy ny rantsamangaikan’ny CENIT.
Hamaky ny tohiny