• Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Nibizina basy sy bala Nigadra enim-bolana ilay kolonely

Notsaraina nandritra ny «Cour Criminelle Ordinaire» tany Toliara, ny zoma 26 jolay lasa teo, ireo olona valo ka zaza tsy ampy taona ny iray izay voampanga nahatrarana basy miisa 76 sy bala 1 039 (iray gony) miampy basy tsy mbola voatambatra 24, ary boky maro mirakitra toromarika momba ny fampiasana ireto fitaovam-piadiana ireto, izay saron’ny polisy nanao fisafoana tao anaty fiarakaretsaka nampiahiahy, ny 30 novambra 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Ambatondrazaka Zazarano narian-dreniny, efa nivoaka olitra vao hitan’ny Fokonolona

Nampivarahontsana ireo izay naheno ny zavatra nitranga tao amin’ny Fokontany Avaradrova Atsimo, Kaominina Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2013
Agents déflatés BFV.BTM 14 taona niandry ny onitra avy amin’ny fanjakana

Niandry vasoka nandritra ny 14 taona ny tombontsoa ara-bola tokony ho azony avy amin’ny fanjakana ireo mpiasan’ny banky BFV/BTM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Avaratetezana Ampitatafika Mitohy ny fandrodanana trano, fianakaviana maro no traboina

Nitohy omaly indray ny fandravana trano ao Avaratetezana Ampitatafika, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano, ka tokantrano am-polony no lasibatra, misy fianakaviana 100 eo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Fanadinana BEPC Miteraka adihevitra ny fitsarana azy

Nizotra tamim-pilaminana tamin’ny ankapobeny ny fanombohan’ny fanadinam-panjakana faharoa ahazoana ny maripahaizana Bepc miampy ny fidirana amin’ny kilasy faha-10 omaly alatsinainy eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT