• Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Talen’ny DIRAP Toamasina Nahazo ny grady “Inspecteur en Chef”

Notoloran’ny ministeran’ny fitsarana sy ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja malagasy ho eo amin’ny gradin’ny «Inspecteur en Chef de l’Administration Pénitentiaire», grady mitovy lenta amin’ny Jeneraly eo anivon’ny foloalindahy, Atoa Mahatama, talen’ny fandraharahana ny fonja ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Mpizahatany eto Madagasikara Nihena 4% nandritra ny 5 volana voalohany

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra isika eto Madagasikara amin’izao vanim-potoana izao. Tsy lavina fa mbola miatrika ireo karazam-panadinam-panjakana ireo mpianatra zokiny rehefa nahavita ny azy kosa ireo kilonga madinika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Ady amin’ny dahalo Nahitam-bokany ny asan’ny «Tantsaha commando»

Tsy maharaka ny asany intsony ve ny mpitandro filaminana sa ny vahoaka no toa tsy matoky azy ireo intsony, ka miady irery amin’ny fiarovany ny fananany sy ny ainy ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Jovenna Ambalamanasy Karana hanao “versement” voatafika, lasa ny vola be 50 tapitrisa Ariary

Omaly alatsinainy fiatombohan’ny herinandro vaovao dia niharan’ny fandrobana nataon’ireo jiolahy mpitam-basy ihany koa ny vola ben’ny mpitantana ny tobin-tsolika Jovenna Ambalamanasy izay fananana teratany karana ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Kandida Patrick Raharimanana Misy misoloky amin’ny facebook

Tetika fanaratsiana sa asan-jiolahy amin’ny internet tsotra izao ? Fantatra mantsy izao fa misy misoloky amin’ireny tambajotra sosialy ireny i Patrick Raharimanana, kandida filoham-pirenena avy amin’ny antoko “Vitatsika io”.

Hamaky ny tohiny
FTT