- Alakamisy 08 Novambra 2012
Actualités.Brickaville Nidina an-dalambe ny mpanjifan’ny Jirama
Feno ny kapoaka ! Leon’ny fahatapatapahan-jiro lava sy ny fahamaizinan’ny tanàna ny mponina ao Brickaville ka dia nidina an-dalambe omaly.
Hamaky ny tohinyFeno ny kapoaka ! Leon’ny fahatapatapahan-jiro lava sy ny fahamaizinan’ny tanàna ny mponina ao Brickaville ka dia nidina an-dalambe omaly.
Hamaky ny tohinyMandeha indray ny feo ankehitriny fa misy olona ambony ao ambadik’ilay hetsika «Tsy misy mila aketo niany» any Toamasina.
Hamaky ny tohinyTsy tanteraka ilay nifanarahan’ny solontenan’ny mpianatra sy ny prezidansa ny alatsinainy lasa teo hoe hovahana ao anatin’ny 24 ora ny olana eo amin’ny fizarana vatsim-pianarana.
Hamaky ny tohinyTsy hita popoka hatramin’izao ny momba ilay Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na FFM, taorian’ny filazana fa tsy ara-dalàna sy tsy nanara-penitra ny fananganana azy.
Hamaky ny tohinyMisoko mangina ny fikitikitihana ilay fiaramanidina “boeing” manokana mitondra ny fanevan’ny Repoblikan’i Madagasikara, fitondrana ny filoham-pirenena Malagasy amin’izay dia ataony na eto anatiny na any ivelany.
Hamaky ny tohinyNandritra ny fifanatrehana teo amin’ny governemanta sy ny Kongresin’ny tetezamita omaly no nilazan’ny praiminisitra Omer Beriziky fa tsy mifanaraka amin’ny tena zava-misy ny fanaovana ny fanadihadiana momba ny trafikana boaderozy eto amintsika.
Hamaky ny tohiny