• Alarobia 05 Desambra 2012
Actualités.Fitokonan’ny mpiraki-draharaha Manomboka manahirana ny polisy

Raha ny hita omaly dia manomboka sahirana ny polisy noho ny fikatonan’ny fitsarana vokatry ny fitokonan’ireo mpiraki-draharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2012
Actualités.Boky MAP Amidy eny rehetra eny

“Itony ilay boky nodorana kanefa tsy may”, hoy ireo mpivarotra eny an-dalana rehetra eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2012
Actualités.Atoa Rajaonah Mbola “Hanatsara ny CCIT no maha eto ahy”

Efa tena ao anatin’ny asa maha filohan’ny komity manokana eo anivon’ny Antenimieran’ny varotra Toamasina (CCIT), ny filoha vaovaony Atoa Rajaonah Mbola, raha avy nifanolana tamin’ny filoha teo alohany izay nanasarotra ny fandraisany ny asany. Nisy ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2012
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Ho avy Rtoa Lalao Ravalomanana ?

Tsy mbola mampandry saina ny FAT ihany hatramin’izao ny fotoana mety hahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ny vady aman-janany eto Madagasikara, indrindra amin’izao ankatoky ny fanomanana ny fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2012
Actualités.Remenabila Mampiasa balan’ny zandary

Totoafo ny filazana herinandro vitsy lasa izay fa mpanao politika no ao ambadiky ny raharaha Remenabila.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2012
Actualités.Fanararaotam-pahefana Fiaran’ny tafika nanaovana bizina lodsia

Nentina vadina manamboninahitra nanaovana bizina lodsia tany Ihotsika, Kaominina Mahavelona Foulpointe ny fiaran’ny tafika Malagasy, natao hanatanterahana ny asany amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ary ny tanindrazana, araka ny filamatry ny tafika.

Hamaky ny tohiny
FTT