• Zoma 07 Desambra 2012
Actualités.Ambohidahy Ankadindramamy Faty nikararana

Namono olona indray ny lalana fidinam-be misy tsena ao amin’ny Fokontany Ambohidahy Ankadindramamy Boriborintany faha-5, Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 06 desambra tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2012
Actualités.Ankadimbahoaka Tonga masiaka ny Emmo-Reg

« Ekenay ny fampandrosoana fa takianay ny fitovian-jo », “Angalao ny atsinanana, angalao ny andrefana”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2012
Actualités.Madagasikara Mandindona ny krizy ara-tsakafo

Ny vaovao navoakan’ny RFI na Radio France Internationale omaly maraina no nahafantarana voalohany fa efa mihatra eto Madagasikara ny antsoina hoe «Etat d’Urgence», izany hoe tena tra-pahasahiranana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2012
Actualités.Fotodrafitrasa aorina maimaika Mamofompofona fanadiovam-bola

Mbola ho avy ny fotoana hiverenan’ny ara-dalàna, hoy i Zafilahy Stanislas. Be dia be ireo tany nalaina amboletra, nambara fa fananam-panjakana, hoy izy kanefa dia manan-tompo ary misy taratasy milaza izany mazava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2012
Actualités.Famerenana karama tapaka Mampiesona i Manoro Régis

Hitohy ny tolona ho an’ny Sempama mba hahafahana mamerina ny hasin’ny mpampianatra mpanabe, ny fandraisana an-tanana ny hoavin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2012
Actualités.Mpiraki-drahadraham-pitsarana Mitohy ny fitokonana

Rava maina ny fihaonan’ny Sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny fitsarana sy ny ekipany tamin’ireo mpiraki-draharaham-pitsarana tetsy Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT