Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy

> Olona nampihavana mpifanandrina politika i Moďse Rakotosihanaka


  • Sabotsy 10 Aogositra 2013


Nampitamberina ao an-tsaina ny tantara niainan’ny antoko AMF/3FM nanoherany ny fitondran’ny Amiraly Didier Ratsikara izao nahafatesan’ny raiamandreny Moïse Rakotosihanaka izao, hoy ny Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy Satrobory. Nanohana ny fitokonana nataon’ny mpianatra tao amin’ny Lycée J.J. Rabearivelo Analakely izahay noho ny nahafatesan’ny zaza izay voatifitry ny mpitandro ny filaminan, ka nitondra azy ho eny Ambohitsorohitra. Izahay irery, hoy ny Rév. Satrobory, no antoko tsy tao anaty CSR nefa nanana tanjaka saika handray ny fitondrana tamin’izany. Itompokolahy Moise Rakotosihanaka no nandray anay teo am-pidirana an’Ambohitsorohitra tamin’izany ka nifampiraharaha tany anatiny tany nefa rehefa tafaverina izy dia tsy nampiasa ny herim-pamoretana araka ny nieritreretana azy fa nampihavana kosa anay sy ny mpitondra notoherinay tamin’izany ka na dia eo aza ny lasa dia miondrika am-panajana manoloana ny fahafatesana izahay.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT