- Alatsinainy 17 Desambra 2012
Actualités.Feno laharana 1000 ny tia tanindrazana Tenin’ireo mpamaky Feno laharana 1000 anio alatsinainy 17 desambra 2012 ny gazety Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy mitsaha-mitotongana ny seha-pihariana malagasy tao anatin’izay efa-taona nisian’ny krizy izay.
Hamaky ny tohinyEfa nampoizina ihany fa tsy hanova na inona na inona amin’i Andry Rajoelina ny fanetren-tena nasehon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyLasa tsena tanteraka ny araben’ny fahaleovantena Antsirabe ny tolakandron’ny talata 11 desambra lasa teo nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Repoblika faha-4.
Hamaky ny tohinyMaro tamin’ireo sekoly miahy tena na tsy miankina teto afovoan-tanàna sy tany amin’ny manodidina tahaka an’Avaradrano no nanokatra ny sekoliny avy omaly ary nampianatra ny kilonga tao aminy ohatra an’ireny andro andavanandro ireny ihany.
Hamaky ny tohinyNanezaka mafy tokoa tamin’ny fananganana ireo kianja manara-penitra manerana ny Nosy i Andry Rajoelina, ary io mihitsy aza no toa nanombohany sahady ny fampielezan-keviny.
Hamaky ny tohiny