• Alakamisy 20 Desambra 2012
Actualités.BOA Mahanoro Tsy tao anaty “coffre” ilay vola voaroba ?

Ao anatin’ny fanadihadiana lalina mikasika ilay famakiana ny banky BOA Mahanoro ankehitriny ny eo anivon’ny mpitandro ny filaminana, izay nidina nijery ifotony ny tena zava-nitranga mihintsy ireo lehiben’izy ireo avy tao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2012
Actualités.104’sligy Anjara birikin’ny Scoop Digital hamohazana ny baolina kitra

Paika vaovao entin’ny orinasa Scoop Digital hanakaikezana hatrany ny mpanjifa ny 104’sligy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Desambra 2012
Actualités.Tolagnaro Mandrahona hidina an-dalam-be ny vahoaka

Manoloana ny famindran-toerana tsy mazava ireo mponina ao an-drenivohitra Anôsy dia nanao valandresaka ho amin’ny mpanao gazety ireo fikambanana maro misy any an-toerana, ny tolakandron’ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Desambra 2012
Actualités.Mpivaro-gazety sy laharana faha-1000 Maharaka fifaninana ny Tia Tanindrazana

Resaka teknikam-barotra amin’ny ankapobeny no sosonkevitra azo rehefa miresadresaka amin’ireo mpivaro-gazety eto Andrenivohitra ny tena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2012
Actualités.Dadafara “Sarotra ny fampiasam-bola”

Vahiny manokan’ny Tia Tanindrazana Atoa Randriamampionona Joseph Martin, fantatry ny maro amin'ny hoe : Dadafara, mpandraharaha mpitantana ny tranombarotra, Discount Store Saturne, hilaza ny heviny amin’ny sehatry ny fampisam-bola eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Tafatafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2012
Actualités.Trafika «bois de rose» Vitavita ho azy any

Tahaka ireo raharaha “bois de rose” rehetra teo aloha, dia tsy nangina tanteraka koa ny momba ireo telo kamiao tratra tamin’ny RN5 ny 10 desambra 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
FTT