• Alarobia 02 Janoary 2013
Actualités.2013 Mbola hangotraka ny politika

Tahaka ny taona rehetra niainana nandritra ny tetezamita dia hafampana indray ny politika amin’ity 2013 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2013
Actualités.SEMPAMA Mandrahona ny tsy hampianatra

Napetraka ny fanamby saingy tsy tratra ny tanjona. Izay no teny tokana mahalaza ny zava-misy eo anivon’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena momba ireo mpampianatra tapaka na notapahana karama no marimarina kokoa, izay mpikambana SEMPAMA avokoa, nitaky ny hamerenana ny hasin’ny fampianarana saingy famindran-toerana sy fanapahan-karama no setriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Antalaha Risoriso ny solika, lavareny ny delestazy

Ratsy fiafara ny taona 2012 ho an’ny mponina ao Antalaha. Ritra efa hatramin’ny talata ny solika amin’ireo toby mpaninjara telo misy ao an-tanàna, ka dia manjaka ny risoriso.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Antsonjombe Tsy voaloa ny karaman’ireo mpanao tamboho

Manodidina ny 50 isa eo ho eo ireo lehilahy nokaramaina orinasa iray hanamboatra ny tambohon’Antsonjombe mamefy ny Coliseum de Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Orinasa madinika Nikatona ny 70%-n’ireo mpanao lalana sy taotrano

Tsy misy tsy mikaikaika noho ny krizy lavareny nanomboka tamin’ny taona 2009 ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Solika ao Toamasina Mitohy ny varotra an-kalamanjana

Tsy mbola nahavaha ny olana tao Toamasina ny famatsiana solika nataon’ny Galana ho an’ireo toby mpaninjara solika arakaraka ny kaomandiny avy nanomboka ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
FTT