• Zoma 04 Janoary 2013
Actualités.Tangalamena Zakariasy Vonona hifanatrika amin’i Mamy Ravatomanga eny amin’ny Fitsarana

Omaly tamin’ny iray ora sy sasany antoandro no nivoaka ny fonjan’Antanimora nitazonana azy vojimaika nandritra ny 50 andro teo, ny Tangalamena Zakariasy Patrick.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Actualités.Tolagnaro 50m manodidina ny “studio” ihany no mahita TVM

Sady mahasosotra no mampihomehy ary mahasorena ny tranga misy ao amin’ny fahitalavi-panjakana na TVM any Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Actualités.«Bois de rose» Efa 1.200 kaontenera no lasa an-tsokosoko

Tsy mitsaha-mitombo ny “bois de rose” miondrana an-tsokosoko miala avy eto Madagasikara tato anatin’ny folo taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Actualités.Remenabila Olo-malazan’ny 2012 ?

Raha nisy ny fifaninanana olo-malaza indrindra tamin’iny 2012 iny dia azo antoka fa tafiditra tao amin’ny telo voalohany Rabefihavanana Arthur na Remenabila, ilay ambara fa lehiben’ny dahalo any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Actualités.Vidin-javatra Misoko miakatra mangina

Nanamarika iny taona 2012 iny ny fiakaran’ny faktioran’ny Jirama, ny fiakaran’ny vidin-tsolika ary ny fiakaran’ny saran-dalana raha ny teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2013
Actualités.Taona 2013 Hisy mpitondra maromaro hanao sesitany ny tenany ?

Ny fiandohan’ny taona tahaka izao no hipoiran’ireo karazana faminaniana maro samihafa avy amin’ireo mpaminany isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
FTT