Fitsarana Anosy

> Nidoboka eny Tsiafahy ilay lehilahy nanolana ny zanany efa-bavy


  • Alarobia 14 Aogositra 2013


Niakatra fitsarana tetsy Anosy omaly talata 13 aogositra ilay raharaha fanolana zaza tsy ampy taona efa-bavy naaton-drain’izy ireo, nitranga teny Ampitatafika ka fantatra fa notazonina eny am-ponjan’i Tsiafahy vonjimaika ilay raim-pianakaviana mandra-piatrehany ny famotorana lalina hatao azy ny 4 septambra ho avy izao. Tsy nety nody any aminy ilay renim-pianakaviana vao tera-dahy, zanany faha-10, tamin’ny zoma teo noho ny tahotra ny valifaty ho ataon’ireo fianakavian’ilay rangahy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT