• Alakamisy 31 Janoary 2013
Actualités.Bakan’i Katsepy Niakatra 100% ny saram-piampitana

Mitaraina ny vahoaka any amin’ny Distrikan’i Mitsinjo sy Soalala any amin’ny Faritr’i Boeny amin’ny fiakaran’ny saran-dalana fivezivezena amin’ny baka ao Katsepy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2013
Actualités.Orinasa “Tiko Oil Product” Nopotehin’ny FAT tsotra izao

Nijery ifotony ny fahasimbana sy ny fahapotehan’ny orinasa “Tiko Oil Product (TOP)” ao Toamasina, omaly, ny Dr Rakotomanana Gervais.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Actualités.Ambavahadimangatsiaka - Antsirabe Ahiana ho tapaka tanteraka ny lalana

Ahiana ho tapaka tanteraka ny lalana ao Ambavahadimangatsiaka, Antsirabe tampon-tanàna, noho ny fitaran’ny lavaka teraka vokatry ny fikaohan’ny ranon’orana be tato ho ato izay nikaoka ny arabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Actualités.Fanaparam-pahefan’ny vahiny Mpiasa Malagasy miisa 11 no indray voaroaka

Noho ny fandavany ny didy jadona dia very asa tsy fidiny ny mpiasa Malagasy miisa 11 tao amina Zone Franche iray ao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Actualités.Tolagnaro Saika raikitra ny sakoroka

Raha tsy nanelanelana ny filohan’ny federasionan’ny Antenimieran’ny varotra, Chabani Nourdine, dia zava-doza no saika nitranga tao Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2013
Actualités.Mpianatra Malagasy any ivelany Tsy manaiky ny fandroahana azy ireo ny ray aman-dreny

Tsy vahaolana ny fandroahana sy fampodiana ireo mpianatra Malagasy manovo fianarana any ivelany araka ny nambaran’ny ray aman-drenin’izy ireo manoloana ny filazan’ny minisitry ny tetibola fa tsy manam-bola handoavana ny vatsim-pianaran’izy ireo ny fanjakana ka mety handray izay fepetra izay.

Hamaky ny tohiny
FTT