- Zoma 08 Febroary 2013
Actualités.Banky BFV SG Hanao fitokonana faobe ny mpiasa
20% ny fisondrotan-karama nangatahin’ireo mpiasa eo anivon’ny banky BFV SG, 6% ihany anefa no nomen’ny mpitantana ny orinasa.
Hamaky ny tohiny20% ny fisondrotan-karama nangatahin’ireo mpiasa eo anivon’ny banky BFV SG, 6% ihany anefa no nomen’ny mpitantana ny orinasa.
Hamaky ny tohinyNiahaka ara-bakiteny ireo olona marobe nampanao taratasy, kopiam-pahaterahana indrindra indrindra, tao amin’ny biraon’ny Boriborintany faha-III Antaninandro eto Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 7 febroary tontolo andro.
Hamaky ny tohinyToy ny isan-taona dia nanatitra voninkazo teo amin’ny tsangambato fahatsiarovana ireo maty vokatry ny tifitra teo Ambohitsirohitra ny 7 febroary 2009 i Alain Ramaroson omaly, hetsika manokana tsy niarahany tamin’ny FAT sy ny AV7.
Hamaky ny tohinyBe dia be ny resaka momba ny orinasa Ambatovy hatramin’ny fiandohan’ny taona, indrindra tamin’ny filazan’i Andry Rajoelina nandritra ny lanonana fifampiarahaban’ny samy andrim-panjakana teny Iavoloha ny 09 janoary teo, fa kely loatra ny vola ampidiriny amin’ny kitapom-bolam-panjakana.
Hamaky ny tohinyTsy niahotra ny Tale jeneralin’ny ladoany Malagasy, Vola Razafindramiandra, nilaza fa “efa tsy lavitry ny manara-penitra ny fadintseranana Malagasy taorian’ny fanavaozana goavana natao nanomboka ny taona 2005, ka nametrahana ireo fitaovana arifomba amin’ny fenitra iraisam-pirenena”.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita Mamy Rakotoarivelo, ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Beriziky Jean Omer dia ny filohan’ny CENIT Rtoa Atallah Béatrice indray no niharan’ny fanakianana mavaivay avy amin’ny onjampeon’ny filohan’ny tetezamita, ny Viva Radio. Masiaka, henjana ny tenin’izy mirahalahy, Ramaholimasy Pierre Holder sy Maurice Tsiavonana, mpanentana ny fandaharana omaly antoandro.
Hamaky ny tohiny