• Talata 12 Febroary 2013
Actualités.CENI-T Nahazo fitaovana raitra

Hapetraka amin’ny fomba ofisialy anio maraina etsy amin’ny Centre Informatique Regional (CIR) – Ambohidahy ny imprimante Tally Genicom, fitaovana raitra sy manara-penitra hampiasain’ny CENI-T amin’ny famoahana ny lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Actualités.Donak'afo : Fanapahan-kevitra feno fahendrena

Araka ny fanambarana ofisialy nataony omaly alatsinainy tao Vatican dia nametra-pialana ny Papa Ray Masina Benoit XVI, rehefa nahatsapa tena, araka ny taratasy nosoratany fa tsy ananany intsony hery sy ny tanjaka hitantanana ny Eglizy Katolika Rômana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Actualités.Fitaterana an-drenivohitra Mampiesona ny UCTU

Dila ihany ny volana janoary, efa hisasaka ny volana febroary fa tsy hita akory izay fanatsarana ny kalitaon’ny fomba fiasan’ireo taksibe miasa eto Antananarivo Renivohitra, araka ny nampanantenain’ny UCTU tamin’ny volana novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2013
Actualités.Masoivoho Malagasy any Alger Nisy mpiasa nanakorontana

Tsy mahavita ny asa andrasana aminy ny ministeran’ny raharaham-bahiny Malagasy. Ny masoivoho Malagasy ao Alger, renivohitr’i Alzeria izao no efa niharan’ny herisetra nanimban-javatra toy ny fanaka sy fiara nefa tsy misy ny fandraisana andraikitra.

Hamaky ny tohiny
FTT