RN13

> Fiara roa voatafika, mpamily iray maty voatifitra


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013


Fiara mpitatitra olona anankiroa no votafika tamin’ny lalam-pirenena faha-13 iny omaly. Ny fiarabe mampitohy an’Antananarivo amin’i Tolagnaro nitondra olona 45 teo, voatafika tany amin’ny 35 km miala an’i Betroka, tamin’ny 5 ora maraina. Notifirin’ireo dahalo ny kodiarana sy ny fitaratry ny fiara. Nezahin’ny mpamily nentina hatrany ilay fiara, ka tsy nijanona izy ireo raha tsy tonga tamina tanàna, tsy nisy aina nafoy.  Ankoatra an’io dia nisy fiara minibus Mazda nitondra razana avy any Ranohira ihany koa voatafika ny hariva. Maty voatifitry ny dahalo tamin’izany ny mpamily, ary nisy mpandeha maromaro naratra mafy.

JD

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT