«Vitrine du Vakinankaratra»

> Raikitra indray ny andiany faha-16


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013


Hotontosaina ao Antsirabe ny 19-20-21 septambra ho avy izao ny “Vitrine du Vakinankaratra”. Hetsika ara-toekarena fanaon’ny FIOVA na ny “Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra izy ity, ka hiditra amin’ny andiany faha-16 izany amin’ity taona ity. Nambaran’Atoa Ramarijaona Andrianjafy, filohan’ny fikambanana fa “ny teknolojia vaovao, mifanampy sy manosika ny fampandrosoana”, no lohahevitra nampisalorana ity hetsika ity. Fanapahan-kevitry ny mpikambana moa no ahafahana manao ity hetsika ity. Raha ny fahitana azy dia mbola velona sy miaina ihany ny tontolon’ny fandraharahana ao Vakinankaratra na dia ao anatin’ny krizy aza, ka ilana ny fanohanan’ny mpanjifa ny ezaka ataon’izy ireo.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT