Nelson Mandela

> Mamoha indray ny fitiavan-tanindrazana


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013


Harahinao manomboka anio eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana ny tantaram-piainan’i Nelson Mandela, ilay mainty hoditra nanova ny tantaran’i Afrika Atsimo, eny, teo amin’ny fifandraisan’izao tontolo izao mihitsy tamin’ny fitiavan-tanindrazana nasehony sy ny tolona nataony nanafoanana ny fanavakavaham-bolon-koditra. Efa nahazo loka Nobel fandriampahalemana i Nelson Mandela na i Madiba. 95 taona izy ankehitriny saingy ao anatin’ny tsy fahasalamana. Maro ny zavatra azo akana lesona tamin’ny tolona nataony nanafahana ny Afrikanina Tatsimo, ary heverina fa mety hamoha indray ny fitiavan-tanindrazana ao ampon’ny Malagasy, manoloana izao fisedrana goavana manjo azy izao.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT