- Alarobia 27 Febroary 2013
Actualités.Bazary kely Toamasina Mirongatra ny asan-jiolahy
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny filohan’ny tsena ao Bazary Kely, manoloana ny tsy filaminana ao amin’ity tsena faharoa goavana ao Toamasina ity, izay mampitaraina ny mpivarotra hatramin’izay nefa toa tsy misy mpihaino izy ireo.
Hamaky ny tohiny
