- Sabotsy 16 Martsa 2013
Actualités.Fihetsiketsehana tao Tolagnaro Maro no naiditra am-ponja sy naratra voazera vodibasy
Niverina nidina an-dalambe ireo mpikambana amin’ny hetsika Fagnomba ny marainan’ny alarobia teo.
Hamaky ny tohinyNiverina nidina an-dalambe ireo mpikambana amin’ny hetsika Fagnomba ny marainan’ny alarobia teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nifamotoana teny an-kianjan’i Mahamasina indray omaly zoma folakandro ireo mpanao politika avy amin’ny ankolafy samihafa nanao fanazarantena ka nifanandrina fohy tamin’ny ekipa “vétéran”-n’ny Cnaps Sport.
Hamaky ny tohinyTsy mbola tonga an-tanindrazana ny nofo mangatsiakan-dRakotomalala Hery Harivelo Bruno, mpianatra Malagasy tany Wuhan Chine izay nodimandry ny talata 12 martsa teo.
Hamaky ny tohinyMisy raha tsy milamina any Betioky Atsimo any ary hatahorana hampipoaka ny sarom-bilany izany.
Hamaky ny tohinyMafana ny fiainam-piarahamonina any Alaotra amin’izao fotoana izao. Niteraka savorovoro tany Ambatondrazaka ny feo miely ho fisamborana ny Ben’ny tanàna Andriamanirison Jacques Nirina Nampoizina.
Hamaky ny tohiny