• Zoma 05 Aprily 2013
Actualités.Microsoft sy ny fikirakirana internet maimaimpoana Ankizy miisa 1.060 no efa nahazo tombontsoa avy aminy

Fandaharan’asan’ny Microsoft manerantany ny Ngo day connexion. Karazana hetsika iray entiny hanampiana ireo karazana Ong mila tohana avy aminy izy io toy ireo Ong mikarakara ny vehivavy sy ny tanora, ireo misahana ny resaka fanabeazana ranofotsiny ary ireo mikirakira ny teknolojia vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2013
Actualités.Mampiaka-peo ny mpamono valala Tsy nahazo karama volana martsa

Mandrimandry manana aretina ny Mpitondra FAT. Efa volana maromaro izay no nirongatra sy nandravarava ary nihinana ny voly rehetra teny an-tsaha ireo andiam-balala tamina distrika maro teto amin’ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Actualités.Amboasary Gara Niavaka raha samy fanamarihana ny 29 martsa

Niavaka tanteraka ny fanamarihana ny 29 martsa tany amin’ny Kaominina ambanivohitra Amboasary Gara RN 44.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Actualités.HJRA Maro ny fandidiana nofoanana

Tsy mbola mety voavaha foana ny tsy fahampiana rivotra mamelona na “oxygène” ao amin’ny hopitaly HJRA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Actualités.Lalam-pihariana vary Anjakan’ny mpijirika vahiny

Manahy ny maro fa mety ho tonga alohan’ny fotoana ny maitso ahitra amin’ity taona ity. Nisy ny resadresaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin-dRakotovao Andry, mpandraharaha ara-bary sady filohan’ny vovonana mandinika sy mandrindra ny lalam-pihariana vary. Mpitantana ny CMS Anosy boribory koa izy.

Hamaky ny tohiny
FTT