F3M

> Mba jereo ny mpiasam-panjakana !


  • Sabotsy 07 Septambra 2013


Tsy misy mpiresaka mihitsy ny mpiasam-panjakana ao anatin’izao vanim-potoana fanomanana ny fifidianana izao. Faralahy hatrany ny mpiasam-panjakana nefa tsy misy asa lavorary sy fampandrosoana mirindra raha atao ankilabao ny mpiasa, hoy i Andriankinana Tsialofana, mpitarika ny Fiaraha-mientan’ny Mpiasam-panjakana na F3M. Manainga ireo kandida 33 ny tenany mba samy handinika lalina ny toerana sahaza ny mpiasam-panjakana ka hametraka azy amin’ny toerana sahaza rehefa lany soa aman-tsara. Dieny izao mialoha ny fifidianana izao koa dia miantso ny olom-pirenena hahay hifidy sy hisafidy ny Fiaraha-mientan’ny Mpiasam-panjakana.

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT