• Alarobia 10 Aprily 2013
Actualités.Kaominina Fianarantsoa Ny mpiasa ary mitokona, ny PDS aty Antananarivo

Nahari-pery tokoa ireo mpiasan’ny Kaominina Fianarantsoa. Folo volana tsy nandray karama izy ireo ary izao vao tapa-kevitra hanao fitokonana fanairana mandritra ny telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aprily 2013
Actualités.Toliara Miparitaka ny trakta manaratsy an’i Edgard

Miely ao Toliara nanomboka omaly ny trakta manao fampitahana ny jeneraly Camille Vital sy Razafindravahy Edgard.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2013
Actualités.Antsirabe Nisy namaky ny Mosquée, tsy hita ny «Coran» very ny «tapis»

Efa tsy mifidy intsony ny asan-jiolahy ao Antsirabe, renivohitry ny Faritra Vakinankaratra, satria dia hatramin’ny trano fivavahana avy no iharan’ny asa ratsin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2013
Actualités.Bel’Air Amborompotsy Talatamaty Mampiahiahy ilay afo nandrava trano iray manontolo tamin’ny sabotsy

Mbola nampiahiahy be ihany ny mponina sy ireo tompon’entana may kila hotohoton’ny afo ny sabotsy teo ny amin’ilay fahamaizana nihatra tamina tranobe nisy rihana teny an-toerana ka tsy nahafahana namonjy na inona na inona intsony tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2013
Actualités.Birao vaovaon’ny CCI Toamasina Efa vonona amin’ny fiaraha-miasa ny cci bordeau

Nanao fitsidihana ara-pomba fanajana ny lehiben’ny faritra atsinanana, Atoa Mahavimbina Alain, ireo ekipan’ny birao vaovao ny antenimieran’ny varotra Toamasina (CCIT), notarihan’ny filohany Atoa Rafidimanana Narson omaly mitatao vovonana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2013
Actualités.Boaderozy 6 kaontenera indray no tratra

Ankoatra ny asa fanadiovana anatin’ny Zandarimariam-pirenena dia tsy mikely soroka ihany koa ny jeneraly Richard Ravalomanana, komandin’ny zandarimariam-pirenena, amin’ny ady amin’ireo fanetriben’ny firenena manao trafikana «Bois de rose » ka misikimponitra tokoa amin’ny famongorana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT