Firaisankinan’ny mpanakanto

> Nahatsiaro an’i Nadine Ramaroson


  • Alatsinainy 09 Septambra 2013


Nanao izay ho afany tamin’ny famalifaliana an’ireo vahoaka tonga nanotrona ny Tsiaro manokana ho an’i Nadine Ramaroson, tetsy amin’ny kianja filalaovam-baolin’ny ANS Ampefiloha ny sabotsy teo, ny Firaisankinan’ireo mpanakanto nahazo tombontsoa manokana tamin’ny minisitra Nadine Ramaroson fony fahavelony, toa an-dry Ramahafadrahoana, Benja Ralibera, Rah-Ckiky …  Nambaran’izy ireo fa nananosarotra ny nahazoana alalana nanatanteraka an’ity hetsika ity fa raha tokony ho natao ny 31 aogositra izy ity dia nihemotra hatrany noho ny ampitso lava. Mampanontany tena anay ihany, hoy Rah-Ckiky sy ny namany raha fahatsiarovana minisitra nahavitabe teo amin’ny tetezamita no hitrangana filam-baniny toy izany. Tsy hitsahatra hatreo anefa izahay, hoy ry Ramafadrahoana, fa mbola hitady toerana malaladalaka kokoa hanatanterahana hetsika hafa miaraka amin’ny fananganana tsangambato Nadine Ramaroson ao anatiny.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT