• Alakamisy 02 Mey 2013
Actualités.01 mey tao Toamasina Niasa ny ZA.MA, nifitsaka ireo sendika

01 mey tao Toamasina Niasa ny ZA.MA, nifitsaka ireo sendika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aprily 2013
Actualités.Orinasa Tiko Ny tao Antsirabe ihany no voaaro

Taorian’ny fitsidihana ny orinasa Tiko tany Sambaina-Manjakandriana dia nidina avy hatrany tany Vakinankaratra Ramatoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy ka nitsidika indray ny orinasa Tiko Andranomanelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Actualités.Fananan’i Marc Ravalomanana Mitohy ny fandrobana

Lasibatry ny mpandroba ny fananan’Atoa Marc Ravalomanana ao Toamasina, ahitana ny Magro Morafeno sy Tanambao V, ny TOP II sy ny MANA eny amin’ny seranantsambo, ny “Agence Tiko” Bd Augagneur teo aloha, ary ny tranombarotra Roso teo aloha ao Ampasimazava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2013
Actualités.Lalam-pirenena faha-05 “Bye- bye” ny fanamboaran-dalana

“Raha tsy mahavita ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-05 ny MainLand, dia horaisintsika ny fanamboarana azy dia horoahantsika miala eto io orinasa Sinoa io fa tsy misy ilana azy eto”.

Hamaky ny tohiny
FTT