Hafari Malagasy

> Hanao «sit-in» etsy Anosikely anio


  • Talata 10 Septambra 2013


Hanao “sit-in” etsy anoloan’ny Lapa maitson’ny CST etsy Anosikely anio ny tambajotra mpiaro ny zon’olombelona Hafari Malagasy. Hanery ny tompon’andraikitra amin’ny famahana manontolo ny olana ara-tany misy eto amin’ny firenena no tanjona, hoy ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina, fa tsy ny an’ny sasany hovahana fa ny an’ny vahoaka madinika efa niady am-bolana, misy an-taonany maro aza, tsy asiana resaka. Mbola hizingizinin’ny Hafari Malagasy, hoy ity filohany ity, fa tsy ekena mihitsy ny famelana ho azy amin’izao an’ity resaka fanotofan-tany ataon’ny Karana sy Sinoa eto Antananarivo ity ka haha traboina anaty rano ny mponina eny amin’ny faritra iva amin’io fotoam-pahavaratra ho avy io. Raha mbola Malagasy izahay, hoy Atoa Rafanomezantsoa Jean Nirina, dia tsy hoekenay hatramin’ny farany ny fanjakazakan’ny vahiny eto Madagasikara.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT