Vitrine du Vakinankaratra

> Vonona tanteraka ny FIOVA


  • Alarobia 11 Septambra 2013


Vonona tanteraka ny FIOVa na ny “Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra” amin’ny fikarakarana ilay hetsika “Vitrine du Vakinankaratra”, andiany faha-16. Nambaran’Atoa Ramarijaona Andrianjafy fa hisy ary ho matihanina tanteraka ity andiany ity, izay ho tanterahina ny 19, 20 ary 21 septambra ho avy izao eo anoloan’ny Gara Antsirabe .“Ny teknôlôjia Vaovao, mifanampy sy manosika ny fampandrosoana”, no lohahevitra noraisina. Na dia mbola ao anaty krizy aza ny firenena dia tsy miraviravy tanana ny mpandraharaha amin’izay tandrify azy amin’ny fampandrosoana.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT