• Talata 14 Mey 2013
Actualités.Fehin-kevitry ny FFKM Velona ahiahy ny fiombonamben’ny Eveka

Tsy miombon-kevitra amin’ny FFKM momba ireo fihen-kevitra tinapaka teny Ivato ny birao maharitry ny Eveka Katolika araka ny fanambarana efa navoakany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Actualités.Kolonely Raymond Nesorina tsy ho zandary intsony ?

Nahoraka ny faran’ny herinandro teo fa hoe : nesorina tsy ho isan’ny fianakaviamben’ny zandary intsony ny lietna-kolonely Andrianjafy Raymond.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2013
Actualités.Andiam-balala ao Amoron’i Mania Jerem-potsiny fa lany ny fanafody

Horakoraka no heno tao Ambositra ny alarobia 08 mey lasa teo raha nahita ireo andiam-balala nandalo tao an-tampontanan’Ambositra tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2013
Actualités.Faritra Vakinankaratra Sempotry ny andiam-balala

Tsy voafehy intsony ny andiam-balala manerana ny faritra Vakinankaratra ka zary lasa toy ny mpiara-monina indray ny valala ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2013
Actualités.Mpanao gazety - Faritanin’i Toamasina Nanaporofo fa mahay miray hina sy afaka mandray andraikitra

Naompana tamin’ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny fanatsarana ny tontolo manodidina ny fankalazan’ny mpanao gazety avy amin’ny faritra Telo ao anatin’ny Faritanin’i Toamasina ny 03 mey, andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2013
Actualités.Fitokonan’ny mpiraki-draharaha «Rariny», hoy ny mpitsara, «Sahirana izahay», hoy ireo kandida

Mbola nikatona avokoa ny biraon’ireo mpiraki-draharaha tao Toamasina raha ny omaly tontolo ny andro.

Hamaky ny tohiny
FTT