- Alakamisy 23 Mey 2013
Actualités.Ady amin’ny valala Tsy voatery handaniana volabe
Tsy mahalany 4 tapitrisa dolara akory isika dia tokony hahafehy tanteraka ny valala fa tsy ilana 20 tapitrisa dolara izany.
Hamaky ny tohinyTsy mahalany 4 tapitrisa dolara akory isika dia tokony hahafehy tanteraka ny valala fa tsy ilana 20 tapitrisa dolara izany.
Hamaky ny tohinyMafy ho an’ny sehatra tsy miankina eto amintsika ny miaina krizy lavareny nefa afaka mihoatra hatrany ny orinasa ary mety afaka mampitombo ny ambaindainy aza rehefa misy fikirizana.
Hamaky ny tohinyNy haino aman-jerin’ny filohan’ny tetezamita no tena nanao ny dokambarotra niantsoana ny olona ho avy teny amin’ilay fihetsiketsehana teny Ankorondrano omaly.
Hamaky ny tohinyOlona miisa 24 miandahy, miambavy hatramin’ny omaly no fantatra fa voarohirohy ao anatin’ilay raharaha fisolokiana avo lenta nitranga tetsy amin’ny Banky Foibe Antaninarenina ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohinyResadresaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana manokana tamin’Andriamatoa Randriamahefa Benjamina filohan’ny fikambanana TAMIA na TAnora MIAntsehatra naoriny tamin’ny taona 2011 mikasika ny raharaham-pirenena sy ny sosialim-bahoaka.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny