- Alakamisy 19 Septambra 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Toy ny olom-pirenena malagasy rehetra ny tenanay mpanakanto ka manan-jo handray anjara amin’ny adihevitra politika hitantanana ity firenena iombonana ity
Hamaky ny tohinyHo fanohizana sy ho fanatrarana ireo tanjona goavana amin’ny fanarahana ny fivoaran’ny toetrandro ary efa napetraka tao anatin’ireo paik’ady roa nifanesy tamin’ny taona 2005-2008 sy ny taona 2008-2012 hotanterahan’ny Fadintseranana Malagasy ny vina iombonana mba ho sampandraharaha fitaratra ny fitantanana ao amin’ity asam-panjakana ity.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Manoloana ny famoriam-bahoaka miendrika fampielezan-kevitra sahady ataon’ny kandida sasany, indrindra ny kandidam-panjakana dia miantso ny CENI-T handray andraikitra i Monja Roindefo izay kandida ihany koa.
Hamaky ny tohinyNandravarava indray ny dahalo any amin’iny Distrikan’i Mandoto iny ny faran’ny herinandro lasa teo ary nitohy alatsinainy 16 septambra. Lasibatra ny tanànan’i Beakanga, Kaominina Vasiana ka nahaverezana omby miisa 40, ary olona roa no maty vokatry ny fifandonana.
Hamaky ny tohiny